|
|
|
|

Teny iditra 1  manome tsiny
Singan-teny  2 manome, 3 tsiny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manome adidy, manameloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to blame [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 blâmer, reprocher, censurer [1.8]
Mpanahaka  8  be nenitra, 9  be tenitra, 10  mameta, 11  mampangidy hoditra, 12  mampiraingi-keloka, 13  mampitondra loza, 14  manakiana, 15  manatsikera, 16  manebaka, 17  manenitra, 18  maniny, 19  manome adidy, 20  manome fondro, 21  manome soketa, 22  mikizaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22